|
|
|
|

Entry1  miray hina
Elementary words  2  miray, hina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1]
Explanations in English  5  to be of one accord [1.7]
Explanations in French  6  être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Examples  7  Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
8  ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
9  Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]
Analogs  10  mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina

Anagrams  11  amihirany, marihinay, miray hina

Updated on 2023/09/10